-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nahitana P.A iray sy basy vita gasy iray tany amina lehilahy,
voalaza fa tantsaha avy any Imerintsiatosika, nandritra ny fisavana taxi iray teny amin’ny lalana Digue, ny alakamisy lasa...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
“Miankina amin’ny fametrahana ny fandriampahalemana no antony iray mampisy ny fizahantany maharitra”, hoy ny fanazavan’ny mpitantana ny Soavadia, R. Jean Aurélien,...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Notsatohin’ity tovolahy ny angady ny lohan’ny rahalahiny,
tany Imeriantsiatosika ny asabotsy alina teo. Maty tsy tra-drano izy io ary nentina teny amin’ny HJRA, saingy tsy...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nisongadina tamin’ny fandaharana Alalino, eo anivon’ny fahitalavitra Kolo TV, omaly ny tontolon’ny omby sy ny hena ary ny fanjifana izany.
Nivoitra fa tafiditra ny resaka...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Manjavozavo tanteraka !
Niatrana sy tsy nivoaka ny toby avokoa ny mpitandro filaminana rehetra teto an-drenivohitra ny asabotsy teo, araka ny loharanom-baovao voaray noho ny mety...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Nanamarika ny fotoam-pahatsiarovana ny soron’i Abrahama ny mpino silamo,
ny sabotsy lasa teo. Nahazo tsindrimandry, nanirahan’Andriamanitra hanao sorona ny zanany lahitokana izy...
-
Lundi 06 octobre 2014 à 00:00:00
Manomboka anio hatramin’ny 10 oktobra izao ny fametrahana ny filatsahan-kofidina ho an’ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety.
Haterina eny amin’ny Ivon-gazety (CPM)...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Sur une centaine de personnes dépistées hier,
dans la matinée, sur l’aire de stationnement de l’Institut médical de Madagascar (IMM), une...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Les membres du syndicat des enseignants-chercheurs (Seces) donnent l’impression de ne pas écarter l’idée d’une grève.
Les membres de ce syndicat ont...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Madagascar figure parmi les nombreux pays qui ont présenté des candidats au concours Unesco-Hamdan. Trois projets se sont distingués à l’issue d’un...