-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Tontosa soa aman-tsara ny filan-kevitra nokarakarain’ny vondron’ny antoko mpanohitra na ny GPPO teny amin’ny foibe toerany teny amin’ny 67 ha.
Nandritra izany...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
"Tsy mbola afa-kiteny ny lalàna mifehy ny mpanohitra aho,
satria efa misy ny fangatahana ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) momba izany. Ho...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Anisan’ireo tsy nahazo fanasana momba ilay ambara fa « Fifanarahan’ny 14 oktobra » hatao eny Ivato ny kandidà filoham-pirenena, ny mpanorina ny Vitatsika,...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Na dia mbola tsy voafaritra mazava aza ireo mikarakara ilay fihaonana amin’ny 14 oktobra dia efa hita soritra kosa,
ny tanjona hikarakarana azy.Raha ny fanazavana, entina...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Seulement 3 % des informations ou articles parus dans le Wikipédia concernent l’Afrique.
Or, l’Afrique a beaucoup de richesses non connues du monde. Ainsi, afin de...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Tapaka nandritra ny fivoriana nataon’ny rehetra voakasika amin’ny fiarovana ny alan’Andriamisara tao Mahajanga,
omaly, ny fanesorana ireo olona monina sy mitrandraka tsy...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Niroborobo ary nampiasana serasera araka izay tratra mihitsy ny fampahafantaran’ny mpitsabo nentim-paharazana sasany ny fahaizany, tao ho ao.
Voararan’ny lalàm-panjakana...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Nitrangana fahamaizana tsy nazava indray ny tao amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra taorian’ny saika nahamay ny trano fonenan’ny filoham-pirenena teny...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
Face au besoin de 14,7 millions de dollars pour continuer la lutte antiacridienne à Madagascar,
la Banque africaine de développement (BAD) a répondu favorablement par le...
-
Samedi 04 octobre 2014 à 00:00:00
« Il y a quelques années, on a eu coutume de dire que le « Vita gasy » ou le made in Madagascar avait une connotation un peu négative.
Mais aujourd’hui,...