-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Feo mirindra sy miavaka ! Manana sy mahafehy izany ny tarika Mada Feo.
« Mba nofinofiko raha manara-dia sy mandimby an-dry Salala, izay nanana ny naha izy azy teo amin’ny...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Resabe, tato ho ato, ny mikasika ny fanoloana ny mpitantana ny Ofisy malagasy misahana ny zon’ny mpamorona (Omda).
Nanome ny heviny, amin’ny maha mpamorona, mpanakanto fa...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ny mpiara-miombon’antoka etsy amin’ny Salon de l’industrie eto Madagasikara (Sim) etsy Mahamasina ny banky BFV-SG. Nambaran-dRtoa Razerimera Vololona,...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Notoloran’ny ministera mpiahy azy fiara tsy mataho-dalana ireo distrika enina misy eto an-drenivohitra, omaly
Nitokona, ary nangataka fiarovana...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Ratsy ny vokatra teo amin’ny andro faharoa,
ho an’ny Malagasy, eo amin’ny fifanintsanana, eo amin’ny fiadiana ny «Coupe Davis», taranja tenisy....
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nahery vaika ny Malagasy, tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany «Mondiaux Junior», tanterahina any Rimini, Italia ka nitadiavan’ireo mpitsara ny fomba nanilihana azy...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Miasa eto Madagasikara manomboka ity taona ity ny orinasa SolarProd,
mpamokatra angovo avy amin’ny masoandro, rivotra, rano, fako. Be loatra ny fahasahiranan’ny mponina vokatry ny...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
23 taona izao no nitondran’ny Sonapar* ny fanampiany,
lafiny teknika sy ara-bola, amin’ireo orinasa na tetikasa vao hajoro. Mahakasika ny sehatra rehetra, vonona ny Sonapar hanome...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Manana ny toerany amin’ny fampiroboroboana ny indostria ny banky, ka anisan’ny mandray anjara amin’ny Sim 2014, tontosaina eny Mahamasina ny BOA. Nilaza ny tale lefitry ny banky...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nivoitra nandritra ny kabary nifandimbiasana tamin’ny fisokafan’ny hetsika Salon de l’industrie eto Madagasikara (Sim),
omaly, ny fitakian’ny mpandraharaha...