-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy teo eny amin’ny ivon-toerana fiofanana sy lalao Anglikanina ( Ifla) Iavoambony,
kaominina Ambohimanga Rova ny synoda faha-14...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
"Raha misy ny fanovana governemanta:
sarotra ho an’ny ankolafy Ravalomanana no mbola hiara-miasa, raha tsy tanteraka ny zavatra nangatahinay." Io ny fanehoan’ny depiote...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
“Raha tiana hahomby ny ady amin’ny tsy filaminana sy tsy fandriampahalemana ary ny kolikoly,
fongory hatrany ifotony aloha ny dahalo ambony latabatra… Afaka manao ny asa...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
“MBS new look na MBS amin’ny endriny vaovao no hisokatra afaka tapa-bolana eo ho eo.
Tsy ho amin’ny lasa intsony fa hibanjina ny ho avy izahay ”, hoy ny...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Ho raikitra amin’ity taona ity sa tsia ny fifidianana kaominaly?
Mampitandrina ny Sefafi hiteraka krizin’andrimpanjakana ny tsy fahatanterahan’izany."Eo am-piandrasana,...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fivoahan’ilay didim-pitsarana,
ny alarobia maraina teo, namoaka ny heviny ny eo anivon’ny Oniversiten’i Toamasina. Nisy ny fihaonana nataon’ny...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Efa mihatra aman’aina, ary maro ny mitaraina amin’ny fanafihana eny amin’ny lalam-pirenena.
Nitokona ny mpitatitra teny Fasan’ny Karana. Nanatanteraka fitokonana ireo...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Fiara iray halatra no saron’ny zandary, ny 9 septambra teo, voalaza fa very efa volana maro, kanjo izao hita izao ihany. Efa voaova amin’ny anaran’olon-kafa ny taratasy rehetra...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
Vosambotry polisy ihany i Stephan,
ilay tovolahy nahavita namono ny vadiny, izay vao 19 taona monja tany Toamasina. Mpiasa amina toeram-pivarotana lasopy izy io, ka mora tamin’ny polisy...
-
Vendredi 12 septembre 2014 à 00:00:00
May irery tao anaty trano hazo, nirehitra ny alarobia, tokony tamin’ny 11 sasany alina teo,
ny lehilahy iray 45 taona, teny Vasakaosy, ambadiky ny kianjan’ny Malacam. Namoy ny...