-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Nitokona mangina tao an-tokontanin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena,
araky ny efa nolazainy tamin’ny faran’ny herinandro teo, ny solontenan’ny mpampianatra...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Faritra mivelona amin’ny fambolena sy fiompiana eto amin’ny manodidina akaiky ny Renivohitra ny boriborintany faha-6 misy an’Ambohimanarina.
Niiba hatrany anefa ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy manohitra izay ho fanapahan-kevitra ho raisina mikasika ny kaominina Antananarivo-Renivohitra ny mponina ao Ambohimanarina raha hitondra ny fitsinjaram-pahefana tena izy izany.
Nandray...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Samy manohy ny lalany avy ny mpanohitra eto amintsika.
Vao nohamafisin’ny filoha lefitry ny Vondron’ny antoko politika mpanohitra (GPPO), ny Dr Razafindrakoto Harrison, omaly,...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Novaina an-tsokosoko ny talen’ny kabinetran’ny Praiminisitra teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo.
Ny alatsinainy 17 aogositra teo no efa nitsahatra tamin’ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Hatao sa tsy hatao ? Manahy ny tsy hahatanteraka ny fifidianana kaominaly amin’ity taona ity ny Cenit, raha ny resadresaka nataon’ny mpampaka-teniny,
Rakotondrazaka Fano, tao...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
L’avenir du groupe Tiko continue d’attirer l’attention.
Les déclarations du ministre de l’Industrie, Jules Étienne, dernièrement ne fait que...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Le feuilleton sur le statut de la capitale,
de Nosy-Be et de Sainte-Marie est en stand-by après que les députés aient décidé de l’écarter du...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Il est prévu par la Constitution la mise en place de la Haute Cour de Justice,
l’unique juridiction pour juger pénalement les hauts responsables étatiques. En...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy tokony hifanitsaka ny andraikitry ny vondrom-paritra sy ny solontenam-panjakana. Niaiky ny fisian’io fifanitsahan’andraikitra teo amin’ny vondrom-paritra sy ny...