-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Hatry ny zoma teo, efa tonga eny amin’ny oniversiten’Antananarivo avokoa ny taratasim-panadinana bakalorea rehetra avy amin’ny foibem-panadinana eto Antananarivo sy ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Raha difotra mbola azo hapoitra ihany fa ny very kosa tsy maintsy tadiavina. Mety mbola ho hita na tsia. Tranga mahazo ny kolontsaina malagasy ankehitriny.
Efa zary lany andro ny filazana fa...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy ny sehatry ny politika ihany fa ny kolontsaina koa.
“Anisan’ny iharan’ny krizy ny sary hosodoko”, hoy i D’Ange, iray amin’ireo mampiranty ny...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
“5S”: “Sivanina”, “sokajiana”, “sasàna”, “soratana”, “sahanina” na atao maharitra.
Ireo ilay fomba fiaina...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Manodidina ny 1,5 tapitrisa ny zaza malagasy tokony hianatra, saingy tsy afaka manao izany, araka ny voalazan’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena (Men),...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Mihamafy ny fitakiana nataon’ireo mpampianatra Fram.
Niverina indray ny fisavana goavana ataon’ny eo anivon’ny polisim-pirenena...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Tsy nisy namokatra na iray aza. Izay no azo lazaina mikasika ireo atleta malagasy niatrika sy niaro ny voninahi-pirenena amin’ny “Jeux Olympiques de la Jeunesse” (JOJ), andiany...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
« Izaho irery sy ny gitarako ihany no hiatrika ireo mpijery ».
Mbola nohamafisin’i Erick Manana izany, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, omaly tetsy...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Ny zavakanto ho an’ny fiarahamonina.
Izay no hitondran’ny Fikambanan’ny zanaky ny fraritan’i Toliara (Fizafato) ny lanonana ho fanehoana ny firaisankina, sy...
-
Mardi 26 aout 2014 à 00:00:00
Araka ny fantatra, hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja rugby,
sokajy “juniors”, i Madagasikara amin’ny alalan’ny Makis. Hetsika hotanterahina...