Nb de personnes : | 3 - 4 pers |
Temps de cuissons : | 30 minutes |
Temps de préparation : | 1 heure |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
- Akoho
- Sakamalao
- Tongolo gasy
- Menaka iray sotro
- Sira
- Poivre
Tetehina kely ny akoho alohany hanasana azy.
Lomana aminy tongolo gasy sy ny sakamalao ary koa ny sira eraky ny sotro kely mandritra ny maraina totolo alohany andrahoana azy.
Endasina aminy afo kely tsy mora mora.
Asiana poivre kely ary rehefa akaiky ho masaka vao tapohana rano eraky ny vera dia aroso miaraka aminy vary.
Tsy mila andrahoana ela loatra ny akoho raha tsy izany mafy loatra