Nb de personnes : | 1 à 2 personnes |
Temps de cuissons : | 35mn |
Temps de préparation : | 30mn |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
-ampalibe tanora tsy mbola masaka fatao fruit
viande de porc ou mouton
voatabia
oignon
tongologasy voatoto
thym
masala ou masale
sel
hiile
eau
fidina tsarany ampalibe tanora.kapaina tranche de atao ao anaty koveta masy rano mba hialan`ny madity.
esoreina ny hodiny marokoroko sy ny taolany.raha esorina ireo voany fa le hodiny misy voany iny tsy esorina
tetehana sahabo toy ny fanondro ny nofony
aarotska ao anaty cocote munite nyvoatabia,thym,massala,oignon et lay ecrase rehefa mafana ny menaka pr avoir de la sauce
arotska ny hena voatetika sy voasasa
de andrahoana pdt5mn de avy eo arotsaka ny ampalibe andrahona pdt 30mn feu doux
asrso miaraka @ lasary voataby sy vary.
Je vs assure ke ca vaut la peine d`essayer indrindra fa betska any ny ampalibe.Recette avy aty maurice io mba tiko ampitaina @ gasy havana et surtout bon appetit et a bientot