Nb de personnes : | 5 - 6 pers |
Temps de cuissons : | 5_7min |
Temps de préparation : | 10min |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
crevettes demi kilo,voatabia lehibe 2,oignon 4,tongolo gasy hasiny 1,sakamalao kely,menaka, dobera 10g,sira,voasarimakirana,
tetehina daholo ny fangaro rehetra, arotsaka ao anaty menaka mamay aloha ny tongolo oignon, gasy,voatabia,sakamalao voatoto,endasina ho masaka tsara dia avy eo arotsaka @zay ny crevettes efa voavoafy asina sira, rehefa mivadika mena ny crevette dia arotsaka ny dobera aroirona hatrany dia asina ranona voasarimakirana @zay dia vonoina ny afo
Marihina fa tsy asiana rano mihitsy