Nb de personnes : | 5 - 6 pers |
Temps de cuissons : | 1h30 |
Temps de préparation : | 5 min |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
tsaramaso 2kapoaka, henakisoa 1kg,menaka,sira,rano
sasana ny tsaramaso, tetehina antonony ny hena dia arotsaka ao anaty vilany rehefa voasasa tsara,asina sira kely,rehefa ridritra ka mendimendy kely dia arotsaka @zay ny tsaramaso ary tampohina rano mahamasaka azy; rehefa hita fa malemy ny hena sy ny tsaramaso dia asina menaka kely @zay dia endrasana masaka tsara.