Nb de personnes : | 2 à 4 personnes |
Temps de cuissons : | 30mn |
Temps de préparation : | 5mn |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
4 sosety ou papay
lait,fromage,thym,oignon,persil,poivre en poudree,bicuit sale ecraser ou chapelure
sel,beurre,farine
laver le legume et puis bouillir dan l`eau saler fa tsy voasana ny hodiny no tsy tetehana.avy eo voasana de potserina @ fourchette tsara.Hafanaina ny vilany miaraka @beurre a feu doux de arotsaka ny oingnon hachee sy thym persil de harona @sotro vita @ hazo de avy eo arotsaka ny legume efa nopotserina sy lait liquide na vovondronono nalevonona @ rano 3gros verres eo afangaro @ 3cuill soupe de la farine de harona hatrany de asina fromage rape sy poivre sy sira kely selon gout.Azo aroso koa io etape io hatreo zany hoe sauce blanche zany fa raha atao gratin de atao anaty plat au four beurre de asina chapelure eo ambony sy arroser fromage rape de atao anty four avy eo tsy atao maharitra fa na ao anty micro onde aza de mety gril.Aroso mafana miaraka @mofo mikarepoka si salade ary rotit poulet.Bon appetit de andramo fa mora atao de lazao ny valiny e!marihiko fa na voatavo aza de mety an!indrindra fa ny ankizy tsy mety mihinana voatavo na courgette na papay vert koa an.