Nb de personnes : | 5 - 6 pers |
Temps de cuissons : | arakaraka |
Temps de préparation : | arakaraka |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
Posté par : | Odungabro |
Henomby matavy na mahia 1kg
Sakamalaho kely atao tetika madinika
Tongolo gasy kely totoina
Menaka
sira
Tongolo maintso tetehina kely ( Tsy voatery )
Tetehana ny hena
Miaraka arotsaka ny sakamalaho rapé sy ny hena ary sira ary tongolo gasy dia tapohana rano tsikelikely mandrapahalemin'ny hena.
Rehefa masaka dia asiana an'ilay tongolo maintso
Ampiarahana amin'ny vary fotsy sy rougaille misy totom-boanjo.