Nb de personnes : | 1 à 2 personnes |
Temps de cuissons : | 1h |
Temps de préparation : | 30min |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
- mangahazo lena 1/2 kilos na 500 AR
- coco 1
- rano izay tiana
- siramamy
Voasana tsara ny mangahazo hiala ny hodiny,tetehana madinika,sasana tsara dia atao ao anaty vilany ary asiana rano mihoatra azy ka andrahoana.Avela hiketrika eo mandra-pikiky ny coco, kikisana ny coco ary atao ao anaty rano, tsy maninona raha ampangotraha kely @vilany hafa dia avy eo tsihifina @passoir dia ilay ronony iny no arotsaka ao anatin\\\\\\\\\\\\\\\'ilay mangahazo rehefa avy eo.Avela hitaingina mandra-paha masaka azy ary arohina rehefa mangotraka.Asiana siramamy kely raha ohatra ka mangidy ilay mangahazo.
Afaka asiana ronono raha tianao
Mazotoa homana ary e!