Nb de personnes : | 1 à 2 personnes |
Temps de cuissons : | 20 à 30 minutes |
Temps de préparation : | eviron 1heure |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
-1/2kg de poissons de mer ou d\'eau douce frais na congéles(zay tsy maintsy décongélé aloha)
huile pour la friture
ail 2 na 3 hasiny
gingembre mitovy habe @ ail
jus de coco @ boaty amidy @grandes surfaces
sel
poivre
tomate
oignon
Asiana sira ny tondro efa voadio tsara ivelany sy anatiny
Endasina @ lapaoly ho voendy tsara mba tsy hihitsana ny nofony rehefa avy eo
Makà cocotte dia manaova sauce tomate
Apetrapetraka eny ambonin\'ilay sauce tomate ny tondro voaendy teo
Atao diboka ny jus de coco
Asiana ail sy gengembre râpés,sira sy poivre zay mety aminao
Andrahoana @ afo malefaka
Tandremo fa mangotraka toy ny ronono ny jus de coco ka aza mandeha lavitra
Tsy haroina sao potika ny tondro,fa lé jus mangotra ety ambony no somary hariona moramora @ sotro in-2 na in-3
Refa nidikidina ny jus de coco satria mangotraka moramora eo ny nahandro,dia ampio 1 ou 2 pincées de sucre fa ça relève un peu le goût
Rahefa tokony ny asasan\'ny jus de coco eo eo no sisa ao anaty vilany ka somary efa matevitenina ny sauce dia esorina @ afo
Atao lôka @vary miaraka @ lasary voatabia
Mazotoa homaneeee!