Nb de personnes : | 3 - 4 pers |
Temps de cuissons : | 1h |
Temps de préparation : | 15mn |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
Sofin'kisoa 500gr
2 Voatabia
Sakamalaho 1 kelikely
2 Tongolo be
Tongolo gasy 4
Sira zay tiana
Menaka eran 'ny sotro lehibe
Alaina ny sofin kisoa de diovina tsara,avy eo ampagotraho amin 'ny rano misy sira, tsy avela atao malemy be lotra, fa refa itanao fa masaka sy somary enjana de esorina anaty rano,mandritra zay fotoana zay.
Alaina ny votabia tetehana madinika, ny sakamalaho ko tetehina madinika, ny tongolo be torak zany,ny tongolo gasy totoina malemy tsara.
Maka vilany cocotte gasy reny de afanaina ny menaka, arotsaka ny tongolo gasy vototo, avy eo ny tongolo be sy ny voatabia avela o potika tsara toy ny sauce reny , arotsaka avy eo , ny sofin kisoa voatetika manaraka ny halavany asina rano kely mba ampisy sosy kely anazy saromana madrapa ritra azy.
Aroso miaraka amin'ny vary sy rougail votabia