Nb de personnes : | 3 - 4 pers |
Temps de cuissons : | 30min |
Temps de préparation : | 10min |
Difficulté : | Facile |
Type : | Plats |
Atik'hena demi kilos
Sira
Tongologasy
Sakaitany
Voatabia
Menaka
Esorina ny hoditry ny atinkena de sasana ary tapatapahana araka ny haben'ny
hitiavana azy.
Asiana epices dia afangaro amin'ny atin'hena.
Asiana sira ary avela kely 10min saromana
Afanaina ny meneka dia endasina ny voatabia.
Rehefa masaka ny voatabia dia afangary amin'ilay atik'hena,ary aharoana matetika sao miraikitra.
Rehefa mendy tsara dia atao anaty vilia, avela kely 30 min