Nb de personnes : | 2 à 4 personnes |
Temps de cuissons : | 45mn |
Temps de préparation : | 30mn |
Difficulté : | Moyen |
Type : | Plats |
2 trandraka
huile,sel,poivre en poudre
une pincee de giroffle en poudre,1petit cuillere a cafe du piment en poudre
1 baton de cannele
oignon hache
lay ecraser
voatabia 2 ecrase
atoroko aloha ny fanadiovana azy.Atsoboka ao anty rano mangotraka de kikisana malaky @ antsikely maranitra ny poil na somary dorana @ afo toy reny kisoa voadio reny.Esorina ny patte fa ny fe fihinana,esorina ny maso sy vava mitsoko fa ny loha fihinana.didina ny bikbo de arina ny ao anatiny afatsy ny aty.kdidina trancha amizay de sasana madio de mariner @ingredients afatsy ny voatabia.de andrahona amizay afaka asina vin rouge koa selon gout ka tsindromy @ fourchette raha voatsatoka de efa ho masaka zay de arotsaka le voatabia ecraser.asio menaka kely de ahenao ny afo mba ahazo sauce.aroso mafana miaraka @ vary sy divay.Aza adino ny manao kasoka fa milay be.Je vs assure ke c trs bien car c mon plat preferer a l`ile maurice.Bon appetit mais aza lanina ny sokina any dago fa isao zahay de tandremo ny doro-tanety fa mandripaka azy e