Tena hafa hiany ny miaraka @ i RAY 
Mahita fiadanam-po mandrakizay
Fa na dia ady sarotra sy olana mamay
Ny tanany mahery ampy hiaro anay  
 Raha tena mino Azy ianao 
Mametrak Azy ambony @ izay atao
Manolotr Azy haja ambony sy voninahitra
Tsy manompo tompo hafa koa 
Jesosy rery no ao ampo 
Izy rery tsy hamitaka anao
     o!ampy ho anao ny fahasoavana avy aminy 
  Ampy zarainy ho anao sy ho ahy e!
 
      Jesosy o! tiko lotra Hianao 
      Tena foiko ho Anao 
     Ty foko baboy, babonao
     Babonao aho @ zao
   Jesosy o! tiko lotra mandrakizay 
  Tena foiko ho Anao ty foko baboy , babonao
Babonao aho @ zao