Tononkira Ry sakaiza o (akany fanantenana oria - Fmta)
Ry saikaiza o, mizotra
mankaiza ny dia
azafady re, azafady
ary mba mivilia
sahinao ve, ny handalo
tanana misy havana
oooo asanao aloha
raha toa ka hanavakavaka
ny fiangonantsika
tsy mialon-jafy zareo
tsy manavaka na finoana
na foko fa handao
izay rehetra vonona
andraso ho ao an-trano
hahazo soa fitahiana
ary koa tso-drano
oooo mahita ianao
ka aza mba misalasala
meteza anio hahafantatra
sy hahalala
izay efa vonona
nomanin’ny Tompo anao
azafady re
mandrosoa ao an-trano
ary ianao
an-trano ary ianao
Partager ry sakaiza o (akany fanantenana oria
Commenter ry sakaiza o (akany fanantenana oria