Fifaliana sy firavoana ny antsika eto anio
Fa eto ny Tompo Mpanjaka
Andao ê hihira, hihoby koa handihy e
Fa eto ny Mpamonjy antsika
‘reo ‘zay mitady fahasambarana
miderà an’I Jehovah ianao, aza menatra
derao amin’ny fonao, aza ketraka
derao amin’ny herinao, aza reraka
Dia fiderana makotrokotroka no iarahana androany e
‘reo olom-boafidin’Andriamanitra no hiredona an’izany e
dera sy laza ary voninahitra ho an’Andriamanitra
ary fiadanana ho an’ny olona ‘zay ankasitrahany
fifaliana…(2 fois)
{interlude}
fifaliana…(2 fois)
‘reo ‘zay mitady….
Fifaliana…(2 fois)
Fa ny Mpamonjy antsika( 4 fois)