Isaky ny tonga ny maraina
Lasana eritreritra aho
Manontany tena aho
Firy tamin’ireo vinavinanao no nataoko
Toro-lalana be dia be 
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Isaky ny tonga ny maraina,
Lasana eritreritra aho 
Mba m
anontany tena aho 
Firy tamin’ireo vinavinanao no nataoko
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana 
Miherika aho 
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana be dia be 
No efa reko taminao
Niezaka aho hanatontosa
Fa kely dia kely no vitako
Misy e
Misimisy ihany
Marina ny anao e
Tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana 
Miherika aho 
Topi-maso vetivety ny ahy
Toro-lalana be dia be
Hiezaka aho hanatontosa
Misy e
Misimisy ihany