Jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba misy atahorako
Mampandry ahy eo amin’ny ahi-maitso Izy
Jehovah io mitondra ahy eo amoron’ny rano
Mba hiala, hiala sasatra
Mamelombelona ny fanahiko,
Mitarik’ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana
Tsy ho azontahotr’aho n’aiza n’aiza no haleha
Fa Jehovah no amiko
Amelaranao latabatr’aho eo imason’ny fahavaloko
Hitoetr’eo an-tranonao aho mandrakizay.
Arnell Hasina