Ummh Ray ô aiza ho aiza ny lalana hahazoako miakatra any e!
Izay lalovako eto @ ny tanana mpiatsara ivelatsihy, bevaka sy be vinany e!
Ray ô, tsisy elakelantrano izay manitsy hiakarako any aminao mihitsy ve any e!
Efa leo aho ka mitomany
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a mba sana e!
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a mba sana e!
Fa mba hono ho’a aiza ho aiza ao @ baiboly no mba misy ilay numéron’ny boîte postale misy anao?, hanoratako sao mba misy debout, fantatro fa tsisy ho an’ny gasy ho’a ny sezan’ny fiaranao
Fa ny sasany @ireo mantsy, mandeha miangona fa tsy mivavaka akory, tsy manaraka ny Anao, fa mahasosotra, mahasosotra ahy daholo
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a mba sana e!
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a mba marina e!
O aza ariana zaho, aza ariana zaho, na jiolahimboto be toy izany e!
O aza ariana zaho, aza ariana zaho,mararin-ndhopitaly e!
Miseho milay ramanahirana!!!
Allahkbar
Allelouiah, Allelouiah hossana
Allelouiah, Allelouiah Amen.
Amen, Amen. Heyii.