Tafalatsaka tamin'ny hakantony aho 
Bika sy endrika ny azy fara-tampony a! 
Hahaaanhaaan! 
Soa ihany fa bandy milamina be ka tsy tia mikorontana 
Fa mandamina maivana a! 
Ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany 
Sa ve hoe zah no mbay tany 
Dia hiala maivana 
K'aleoko aloha midoladola dola 
Doladola doladola 
Doladola doladola miadana eeee 
Ny hazaka anao tsy vita moramora 
Moramora moramora 
K'aleoko midoladola dola miadana eeee 
Tsara hoà 'lay zava-boarin'Andriamanitra 
Sady kanto, no meva, no manitra 
Antsônane e! Masiso ouh!
Tsy tafarina intsony aho fa babony aho (babony aho) 
Indrindra rehefa mijery ny masony a (masony a) 
Tsy fanahy iniako anie fa matoa zah toa zah dia love e 
Love love aminao 
Ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany 
Sa ve hoe zah no mbay tany 
Dia hiala maivana 
K'aleoko aloha midoladola dola 
Doladola doladola 
Doladola doladola miadana e eee 
Ny hazaka anao tsy vita moramora 
Moramora moramora 
K'aleoko midoladola dola miadana eeee 
Ny foko efa bouboouboum brrr boubouboum 
Tena hoe bouboouboum brrr boubouboum 
Tena hoe bouboouboum brrr boubouboum 
Efa tsy haiko intsony e 
Ka hoy aho hoe ny antsika roa ve hisy ihany 
Sa ve hoe hoe zah no mbay tany 
Dia hiala maivana 
K'aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh 
K'aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh 
K'aleoko aloha aïe anhaanh aïe haanh 
K'aleoko aloha midoladola dola 
Doladola doladola 
Doladola doladola miadana eeee 
Ny hazaka anao tsy vita moramora 
Moramora moramora 
K'aleoko midoladola dola miadana e eee 
K'aleoko aloha midoladola dola 
Doladola doladola 
Doladola doladola miadana eeee 
Ny hazaka anao tsy vita moramora 
Moramora moramora 
K'aleoko midoladola dola miadana eeee