Iza  iry ambony iry  o
  Iza iry  ambony  iry
  Inona  no  ataony  eny
  Inona no ataony  eny 
  Hanasoa  ve i e  
  Sa   hanalika
  Hanasoa  ve  
  Sa  hamonjy  antsika 
Izahay  ety ambany  reraka  sy  noana 
Ela  ery  ambony  toa  misôsy  fôna
Vahoaka  anie  leity  efa ripaky ny aretina
Ela  ery ambony toa tsy misy pentina 
ô iza  iza ô . ô  iza  no  hamonjy  anay 
ô iza  iza ô. Mba  midina  amin’ izay 
ô aiza  aiza ô .Ilay  mâna  nirotsaka  
avy  any  ambony 
ô aiza  aiza ô  fa tsy andriko  intsony 
Iza  iry  ambony  iry  .... sns  sns