Ry Mponin’ny tany ô, fantatrao ve fa mbola misy hatrany
Manerana ny tany, ireo ady sy herisetra, indrisy mahonena,
Fa aina sesehena no ringana sy lavo toto-banja kilan’afo.
Ny fifanavahana,
Ara-pirazanana sy ara-pivavahana
Moa mahasoa ny rehetra ?
Indrisy fa ankaso
Tataovan-dranomaso
Aina mihamalazo no vokatra mba azo
…………….
…………….
…………….