Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousine
Cousine ve cousine, mifampitantana teny amin’ny ville
Copine sa cousine, cousine ve
Eny e, e dia bisous amin’ny molotra avy eo
Eny e, e toa misakambina be
Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousin
Oh! cousin a hoe cousin, mandeha anaty coin
Cousin ve sa copain, copain copain
Eny e, e toa la mode aty amin’ny ville
Raha vao tratra, cousin a hoe cousine a!
Ty be fikafika,sa jamba tsy mahita
Ka tsy mahalala hoe cousin
Tsy mahalala hoe cousine
’Zaho ve nandranandra, sa nandra tena nandra
Ka tsy mahalala izany e (2)
’Zaho ve zaza alika,sa vendrana no fika
Ka ampiesoninao doria ô!
Hitako ianao nampiaraka...
Tempo Gaigy (album Ramose tatanta)