Eny e! e! e!
Ny adala tsy atao
Fa ny an-trano hajao
Isika tanora izao
Namana atao raika avao.
Ie he izao!(3x)
Tandremo ry longo e!
Tandremo ry zoky e!
Tandremo ry saiko e!
SIDA mahafaty, SIDA areten-draty.
ie e he e e ya! ô! ô! ô!(zoky)
eny e! eny he eny he
(miverina ery aloha)
Ny adala tsy atao..........
o!o!o!o!
Tandremo ry longo....
..........................
SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty (moramora mandram-pahavitan’ilay miteny)
(teny)
"Mahaiza mifehy tena isika ry gahy. Aleo misoroka toy izay mitsabo. Izao SIDA izao tsy(a) mamela mahazo. Hitalao avao tida tsy voa.
SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty.