Latsa-paka ato am-poko ry Jeso
zany antsonao miantso ahy
feo malefaka mibitsika ao am-po
fiantsona feno fitiavana
teny masina sy endry endre
manambitamby ahy manao hoe
iza no hiraiko ianao va
ry mpanompo mahatoky ambarao
ity ny zanakao ry Tompo irao
fa tsy mandaha ny antsonao aho
fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza
toerana anirahanao ahy
akany fanantenana oria (fmta)