Ny akama tsy nino raha nilazako oe tsika misaraka,aiza ny taloha na oany amin’ny WC aza miaraka, ateriko d aveo ndray ndry alaiko any ampenarana ts vita fomba nefa tsy nifampiantso tamin’ny anarana fa njy miantso ahy oe vadiko nena kosa sopi,satria lay piso ndray no avadiko, manodidina aza gaga oe ra njy no NENY za tonga d manaiky ho lasa DADA.
Mpitsiriritra tsika firy no mila lasa adala ?
Lokaloka ery oe fofonaina ny mametra,babo ny foko ka nanome zay amiko rehetra ,tsy nanampo akory hoe njy kay efa manan-tompo far a fitia tsy kilalao za niezaka ny nanatombo .
Tsy afaka tsaraiko amin’ny zay fonony aki n boky far aha fietsika otr’izay z aloha natoky .
Fa njy no anjarako raha mbola ho soloina fa na mangidy na mamy netsika miaraka sotroina .
RF: Iriko anie raha izy zay iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha,
Itoetra ho ilan’ny fanahiko.
Nande ny taona enao tatoato tsapako ne niova, toa tsita fona vo niteny zah oe mba mandalova, nandinin-tena soa kosa mba z aloha no diso ka niteny hoe ahitsio raha misy tsy mety ataoko piso .
Ny fihetsiny efa milaza ny zavatra tiany ho tenenina , fa zah mbola tia de miezaka ny miala nenina.
Mamerina ireo sangisangy zay tiany taloha, Mandefa teny mamy ho anazy maraina vao mifoha, fa ny fitiavana tsy mety kosa raha tsy hifamaly ka tsy aleo mampionin-tena ve raha sanatria hijaly.
Soa iany zah fefa zatra atosika otran’ny vavahady,raha tsy annjara netsika de any akafa zah no hitady.
Fa any misy tiko inoko koa fa tia anah, d tapitra atreo ny fiantsoako anjy hoe silam-panahy, adinoy netsika fa tantara indray miserana ka de aleo lo za andeha sao tratran’ilay tompo toerana!!!
RF: ka tiko raha izy zay,iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha, Itoetra ho ilan’ny fanahiko.
Na misy aza ireny tsy hanozona aho na iantso tody,io fitiavan’io ko sady aretina no fanafody, am-pitsikina no ilazako hoe msotra anao nahafoy,fa feno fahasambarana ny fiaraha tsika nahafoy na vola,na fitiavana enao tsy nitsitsitsitsi fa nomenao anah daoly miaraka amin’ny tsikitsiky, sarotra fafana ny amin-tsika fa ho avaliko, aza manahy fa zah tsy andray anao ho fahavaloko,fitia tsy anjara fa tsy hoe nisy ratsy nifanaovana ny tena ko tanora be ny tany azo ilalaovana,tsy aiko enao raha otranah fa z aloha manatena oe tsisy avonavona raha toa tsika ifanena,sitrana a amin’izay ka tsy atadidy tsuny zay vita,resaka pinamana netsika vo mifankaita .
Za tsy hiondrika na resy aloha amin’izao fa maleova malasana akia misotra anao….!
RF: Iriko anie raha izy zay iverina anilako eto indray, amerin’amiko ireo taloha,
Itoetra ho ilan’ny fanahiko.
#Andrianina Rass