4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambarako ianao - Ako Farany

Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Kanefa izy anie dia maty ho ahy sy ho anao
Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Kanefa izy anie manomana tany vaovao

Ref: Avia fa miandry ny fony
Avia tiany ianao ka antsoiny
Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Kanefa izy anie dia maty ho ahy sy ho anao

Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Fa mankahala zoky zandry na ray sy reny koa
Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Tsy toa an'i dada sy neny na i bebe taloha

Ref

Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Tsy mba mitsahatra sabata fa miasa milalao
Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Ny baiboly efa milaza hoe zao sy izao atao

Vakio fa mazava ny teny
Ianaro hatrany izy ireny
Ambarako ianao fa tsy mba tia an'i Jeso
Kanefa izy anie dia maty ho ahy sy ho anao

Partager ambarako ianao

Commenter ambarako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ako Farany