4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanjakan'andriamanitra - Antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"

Tompo ô! inona nno ataoko

Hahavelona ahy mandrakizay

Fa ny didinao rehetra

Dia efa voatandriko avokoa



Raha te ho velon’aina ianao

Dia amidio ny fanananao

Ka zarao amin’ireo mahantra

Dia hanana rakitra any an-danitra ianao



Rehefa vitanao izany

Dia avia ianao hanaraka ahy

F’izay rehetra mahafoy

No hanana ny fiainana mandrakizay



Lazaiko aminareo izao

Fa sarotra ho an’ny mpanankarena

ny hidiran’izy ireo amin’ny Fanjakan’Andriamanitra


Partager fanjakan'andriamanitra

Commenter fanjakan'andriamanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"