Babonao e zany foko
ry Jesosy Tompo tia
ka saiko ny milaza
fa ho anao doria
ankehitiny aho
resy lahatra
ka miantoraka aminao e
sambatra aho
tretrika aho
raha eo alilanao
tsy ho fantatro(*2)
izay mbola ho androko
na anio re,na ho ampitsoko
fa ny ahy ny faniriko
dia ny ahy izao ihany e
sambatra aho tretrika aho
raha eo anilanao