4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inty aho, iraho aho - NY MPIANTAFIKA Gospel

Iza no hanambara ny hafatry ny Ray

Inty aho, iraho aho

Hanambara famonjena vitan’ny Kristy

Inty aho, iraho aho



Ampionony, ampionony ny oloko hoy Jehovah

Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema

Ka lazao aminy fa vita ny adiny

Sady voavela ny helony



‘Njany misy feo manakoako hoe:

Manamboara làlana ho an’ny Jehovah

Manaova lalambe any an-tany foana

Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah



ARNELL Hasina

Partager inty aho, iraho aho

Commenter inty aho, iraho aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY MPIANTAFIKA Gospel