NY HIRAHIRAM-POKO
Ny hirahiram-poko
No asandratro aminao
Ny vavako hilaza
Na votsa fiteny aho
Faly aho satria Afaka miantso
Ny anaranao Ray ô Andriamanitro
Sitrano, sitrano
Mila ho rendrika aho
Avoty eny avoty
Ho afak’ota anie aho
Aza avela ho irery
Tantano an-dalana aho
Toroy làlana vaovao
Hizorako indray