Jeso sakaizanay Jeso anay
Sady tsy mahafoy Jeso anay
Raha ny olona mety mandao
Jeso no tsy mba mandao
Manana re izahay fa Jeso
Fa Jeso dia havanay (havanay)
Izy hitsena anay ary
Sakaizanay hatrety (tonga ary)
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no lalanay Jeso anay
Lalana marina izoranay
Hahatongavana ary
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no herinay Jeso anay
Raha ny ady mandreraka anay
Omeny hery izahay