4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra anao (a/c: stephane andrianavalona) (choir'ist - Chorale de l'IST Ampasampito)

ref:

O! ry Ray izay any ambony any! Misaotra Anao ireto zanakao!

Fa ny famindram-ponao no nahatoy izao ahy

Midera Anao! Misaotra Anao!

Alleluiah! Hossana! o ry Ray

Midera Anao! Misaotra Anao!

Alleluiah! Hossana! Mandrakizay



1- Dera sy laza, no atolotray ho Anao ry Ray

Noho ireo soa maro nomenao anay!

Mendrika hoderaina Ianao Tompo o!

Noho ny fitiavanao nasehonao Anay.



2- Voninahitra, no atolotray ho Anao ry RAY

Satria tsy misy toa Anao!

Ry Tompo Andriamanitray o!

Masina Ianao, Masina Ianao! Masina!

Partager misaotra anao (a/c: stephane andrianavalona) (choir'ist

Commenter misaotra anao (a/c: stephane andrianavalona) (choir'ist

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale de l'IST Ampasampito)