4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Apetrako eo aminao - Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy

Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy



Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa

Foiko ho tantananao tsy ny iray na roa,

Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,

Tenako fo sy fanahy oneno.



REf: Anilanao Jesoa no ho safidiko,

       Ka higoka ny maminao iriko,

       F’Ianao nilaza hoe matokia,

       F’Izaho tsy andao anao sanatria,

       Homba sy hanolotra fitsaharana



Apetrako eo aminao, ny fiainako,

Tsy misy afa tsy Ianao no itarainako,

Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,

Nefa izay sitrakao teliko.



Ref: ....

Partager apetrako eo aminao

Commenter apetrako eo aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale JIZRAHIA FJKM Ambohijafy Fanantenana Itaosy