4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamangy ny tany - Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"

Moa tsy Andriamanitra va !

No tonga mamangy ny tany ?

Manana ny herim-panahy

Hanala ny sento sy tomany

Zanaka lahy tokana

Mpanjaka Tompon’ny tompo

Tonga  ho antsika manokana

Hamora ny fo feno loto

Oh! Mba jereo,

Ilay teraka tao antranon’omby

Tsy mba nisehoseho

Fa nanetry tena Ilay Mpamonjy

Tsy mba lapa soa

No nidirana

Tsy mba zava-tsoa

No nisalorana

Ny Azy dia

Fihetrena mialoha ny fisandratana

(na Azy aza re!)

Na Azy aza ny harena

Tsy nataony zavatra ho tanana

Fa Mpamonjy no teraka ho antsika

(Izy ilay Mesia o!)

Izy ilay Mesia

Kristy Mpamonjy antsika


Partager mamangy ny tany

Commenter mamangy ny tany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon'ny finoana "FJKM Ambanilalana Itaosy"