4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tohano aho - Groupe francka

Iriko raha hitoetra ato am-poko

ny fitiavana anao ry Tompo

ho zary fiainako ny fanahafana anao

eny iriko hatrany hiaraka aminao

ho tarigetrako  hiara-honina aminao koa mba tanteraho izany Ray o raha sitrakao



ref:

Tohano aho

tolory hery  

omeo koa

fanahy hendry hanambarako ihany koa amin’ireo namako

fa hafa ny miaraka aminao

Partager tohano aho

Commenter tohano aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe francka