4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Voadim-pitia - HeryLo







Fitiavana madio no atolotro anao

Raiso re ity fo mba anjakao

Tsy sangisangy fa tena fitia

Mba te ho doria

Tsy ho kilalao sanatria



      Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha

      Dia ho hasambarana hatrany no hiainantsika roa

      Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra

      Eo amin’ny androm-piainako rehetra



Vinavina ihany ny ahy

Dia ny ho eo anilanao na tsy ho anio fa rahatrizay

Ka irony voady efa vita no asiko mozika

Ho souvenirantsika









                                          Auteur : HeryLo

Partager voadim-pitia

Commenter voadim-pitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HeryLo