4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Im70 im7 - HOLY ANGELS

MIHOROHORO IANAO FA MATAHOTRA

ILAY ORA FARANY

HIJINJANA IREO RATSY NATAO REHETRA.

MILOFO MAFY IANAO HANABE NY FANAHY

MBA HO TSARA NY SARANY

RAHATRIZAY MBA HO VOAANTSO HO OLO-MENDRIKA.

NEFA MAFY IHANY SAROTSAROTRA

RAHA NY NAMBARAN’I TOMPO ANAO EH

FA NY OTA ISAN’ANDRO DIA

FAKAMPANAHY...

SATRIA HONO:



IM7 IM7 IM70 IM7

IM7 IM7 FARAFAHARATSINY...

IM7 IM7 IM70 IM7

IM7 IM7 MIALOHA NY ALINA

Partager im70 im7

Commenter im70 im7

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HOLY ANGELS