4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Someko somainao - Jaojoby

Tsara mbôla hiaro ô ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Anao nandeha tsy nirasa volagna e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Anao niala tamin'ahy ie a ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao

Rano sarahan' Nôsy e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Alôlô miaro
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Ny bangolivangomanta e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Antsika hisaraka tsiantsira e ia !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Somaiko somanareo Benôro
Aza alatsaka 'zaho é !
somaiko somainao

Tomagny anilan'ny tratranao zaho niany cherie e !
Aza alatsaka 'zaho é !
somaiko somainao

Benôro ô !
somaiko somainao

O ia e ! e !

Benôro ô !
somaiko somainao

Partager someko somainao

Commenter someko somainao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jaojoby