4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo ô, tiako ianao - Jocelin RANJARISON

Tompo o! tiako Ianao

Ianao no fiainako

Fifalian’ny fo

Hasambarako



Mitsaoka Anao aho

Fa mamiko indrindra ianao

Maniry Anao fatratra ny fo

Sy izay rehetra rehetra ato anatiko



Tiako Ianao

Partager tompo ô, tiako ianao

Commenter tompo ô, tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON