Ianao El-Shaddai
Tompo Ray tsitoha
Ianao Adonaï
Andriamanitro
Jehovah Shalom
Fiadanako
Jehovah Rapha
Mpanasitrana ahy
Ianao no Tompon’ny rehetra
Ny herinao tsy voafetra
Tsy misy azo ampitahana Aminao
Ianao no Tompo sy Mpanjaka
Ny fanjakanao tsy ho rava
Ianao no Ilay mandrakizay
El-Shaddai