4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa nofiko - Lova Rakoto et Balita

Ref: Efa nofiko hatrizay
Hoe isika roa ifandray
Ifampitantana efa samy tia
Ka iaraka ho doria

Lazaiko anao tena azo antoka
Ny foko ao mitempo ho anao
Tsy sandoka

Raiso ange ho renao
Misy feo miantso anao
Raiso ange ho renao
Miantso hoe ahy inao

Partager efa nofiko

Commenter efa nofiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Rakoto et Balita