Taona maro lasa nifandimby
Isika izao niaraka nandidy
Satria fitiavana no niarahana nanao
Fitendritendrena teny ambony tamboho
No lasa revy manja tokoa.....
Ny mozika sy ireo namana
No nandaniana ny alina
ref:Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara)
Ny zava-rehetra niaraha nandinika
Niaraha-nanapaka hatramin'ny PI...
Nisy fotoana nampangiana
Satria isika samy variana!!
ref:Aza avela! Aza avela (ho simba ny taona)
Aza avela! Aza avela aaaa! (aleo hitohy foana)
Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara)
Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara)
Aza avela! aza avela
........................