Zaza enina fito valo sivy folo toa be loatra
Raha tsisy ndray na iray na roa toa vitsy loatra
3 sy 4 ihany zay no antonony
fa vitsy ny ambanin izay
3 sy 4 ihany fara faha amboniny
fa be ny mihoatra an izay
Ny antsika koa dia toa zay
no mba nofinofiko
ny antsika koa dia toa izay
fa tsy folo na hoe roa
zaza raha maro an trano dia toa ny harena
zaza raha vitsy an trano dia tsy manelingelina
3 sy 4 ihany.....