Atolotray ano Ry Tompo ny fiainanay
Mba ho fanatitra velona ho anao
Indreto izahay manolo-tena ho fitaovana
Eo ambanin’ny tanam-pitiavanao
ref:Ndreto izahy miandrandra ano Jesosy
Hanompo sy ho fanirakirakao
Hitory sy hanambara ny fitiavanao
Anio ampitso ary ho mandrakizay
2)Ny Tompo Jesosy nohomboina mba ho ahy sy ho anao
Ho famonjena izao tontolo izao
Koa manantona sy tapaho anio ny hevitrao
Fa Jeso tompo dia efa miandry anao.
AFAFI