Ny foko trotraka noho ny adiko
Mitady Anao (Jeso) Ampaherezonao
Sao mila ho kivy izany fo ampaherezonao
Ny foko e, tohano re Jeso (Ampaherezonao Jeso)
Na mafy aza ny ady ety, ampeherezonao
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Ampaherezonao ny foko, mba ho mpandresy
Tahaka Anao
Ny foko valaka mitady tanjona
Eo Aminao (Jeso) ampaherezonao sao
Tsy mba ho tody ao ampitsaharanao Jeso
Ny foko e tohano e Jeso (Ampaherezonao Jeso)